| Entry | 1 mandray sanga |
| Elementary words | 2 mandray, 3 sanga |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ilazana ny olona resy lahatra teo amin' ny adihevitra nifanaovana, ka misafo loha sisa no ataony fa tsy mahateny intsony [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|